Teny iditra akaro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Karazana hazandrano [1.78]
Fanazavàna teny anglisy A kind of fish. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Nom d'une espèce de poisson. [1.19]
Voambolana 

Teny iditra akaro (akatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana akarina [fitanisana]
Ohatra Akaro any ambony rihana itý fitoeram-boky itý [1.1]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31