Teny iditra akoholahy
Singan-teny akoho ; lahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny lahy amin' ny akoho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [lahy, masculine.] A cock [1.2]
 A rooster [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Coq [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] [ akôho lahy ] Coq [1.405]
Ohatra 
1tsy akoholahy aho ka hahatsiaro andro maraina; [2.69]
2Vonoina ny akoholahy mena sy ny ombim-pandroana. [2.508]
3Vonoina ny akoholahy mena, ny rany tetitetenan' izy rehetra amin'ny handriny. [1.353]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 
Lahatsoratra 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21