Teny iditra | akoram-bokatra | |
Singan-teny | akora ; vokatra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Akora ahodina ho tonga zava-hita [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Matières premières [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: (amin' ny ankapobeny) | |
Tovy hevitra | akoran-draha ~ akoran-javatra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |