Teny iditra alabe
Singan-teny ala ; be
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taifasy] Ala ngeza nefa efa vaky [1.78]
Fanazavàna teny anglisy A great or thick forest. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Végétation xérophile dense sur les dunes fixées de sable roux. [1.196]
Ohatra 
1Alabe mangokoka no ao atsinanany. [1.353]
2Vao afaka ny alabe dia niseho sahady ny volon-tanin' ny Betsileo. [2.499]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21