Teny iditra ala kaforo
Singan-teny ala ; kaforo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy A name used in astrology for the first and third days in adimizana, the seventh month of the Malagasy year. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Nom d'un destin [1.3]
Ohatra 
1Ny teraka alatsinainy ny adimizana dia alakaforo mpiady amin-drafozana. [1.381]
2Aza ritina re ny azonao, Aza laninao re ny lovanao, Fa izay tsy misy alakaforo, Izay tsy manana Alakaosy. [2.69]
Voambolana 

Teny iditra alakaforo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Di-doha, fikiribibiana, fifikirana amin' ny hevitry ny tena. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Opiniâtreté, persistence [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12