Teny iditra alan-konko
Singan-teny ala ; konko
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Honko no anaran'ilay hazo maniry any amoron-dranomasina andrefana sy atsimo andrefan'i Madagasikara [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Mangrove [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra mangrôvy
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/12