Teny iditra | alokely | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Vary vitsivitsy (raha maro izy dia atao hoe alobe) maningana masaka alohan' ny namany rehetra eo am-paniriana eny an-tanimbary. [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Quelques épis mûrs avant les autres dans un champ de riz de mauvaise venue [1.3] | ||
(de aloha = en avant, et kely = petit, en petit nombre) Nom donné à une rizière devenue irrégulière, lorsque quelques panicules du riz mûrissent avant les autres. (voir alobe). [1.196] | |||
Voambolana | Toe-karena: fambolena | ||
Kamban-teny |
| ||
Mpanahaka | alobe | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |