Teny iditra aloy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Betsimisaraka, Sihanaka] Moka [1.78]
 Karazana lalitra madinika kely izay manidintsidina manao andiany be dia be rehefa takariva, na aorian' ny orana, ary velona ora vitsivitsy monja [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A species of gnat or mosquito. In the provinces it means mosquitos in general [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Moucheron [2.415]
  [Tankarana] Moustique. (mòko). [1.19]
Voambolana 
Tovy hevitra aloiloy

Teny iditra aloy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy The name of a small bird [1.2]
Voambolana 

Teny iditra aloy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy Fig. small, minute [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Ce qui est très petit [2.415]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31