Teny iditra | am-pianahana | |
Singan-teny | fianahana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Miarabe amim-pianakaviana: Tsy ao angaha Rabe ato avaratra, tompoko? -- Lasa omaly ampianahana any Toamasina izy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Parent(s) with child(ren) [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Parent(s) et enfant(s) ensemble [1.8] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29 |