Teny iditra | amalomalandy | |
Singan-teny | amalona ; malandy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' amalona fotsy na mavomavo ny kibony ka izany no nahatonga ny anarany hoe amalomalandy; nefa noho izy mandray ny volon' ny toerana misy azy, dia mety haka ny volom-potaka koa izy, ka io no nahazoany ilay anarana faharoa (Halavany: 80 sm eo ho eo; habeny: ohatra ny sandry) [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: trondro | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06 |