Teny iditra | ambiroa | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Karazana fanahy ambanimbany araka ny finoan' ny Ntaolo, toy ny avelo, saingy maharitra aorian' ny fahafatesana kosa; voalaza fa a) na dia mbola velona aza ny vatana dia mety hialan' ny ambiroa vetivety, ka avy amin' izany no nahatonga ireo fitenenana hoe: lasa ambiroa, mampody' ambiroa; b) na ny biby aza dia voalaza fa misy ambiroa; d) rehefa maty ny olona dia manan-toerana alehany ny ambiroa, dia anỳ Ambondrombe izany [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | The ghost of the dead, the spirit of the living. [ar arruh.] See ombiroa. [1.2] | |||
The "second soul"; a ghost [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | La "seconde âme"; fantôme [1.8] | |||
Voambolana | Fivavahana, finoana | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ambiroa io | |||
Fivaditsoratra | ambirao, ambiroa, amboary, aramboy, aribamo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |