Teny iditra ambivitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana kilalao fanaon' ny ankizy ka izay resy sintonina na vivitina ny sofiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Pulling of the ears in play; "having a pig by the ear." See vivitra. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Jeu dans lequel on tire les oreilles du vaincu [1.3]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Teny iditra ambivitra (any, vivitra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Kely dia kely sisa tsy...: Ambivitra no tsy nianjeran' ilay fiarakodia tany anaty hady
Ambavahoana, efa akaiky ny ho faty: Efa ambivitra ny ain' itỳ olona maratra itỳ [1.1]
Tovy hevitra avivitra
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31