Teny iditra amboahaolo
Singan-teny amboa ; haolo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Amboa dia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A dog run wild. [1.2]
 A wild dog; a fox [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Espèce de renard [1.54]
 Chien sauvage; renard [1.8]
Ohatra Hatolotra ho an' ny sabatra, ho rembin' ny amboahaolo. [2.996]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20