Teny iditra |
ambolokely
|
Singan-teny | ambolo ; kely |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-balala madinika [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A small species of locust. [1.2]
|
Fanazavàna teny malagasy | Espèce de petite sauterelle [1.1]
|
Voambolana |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
|
Teny iditra |
ambolokely
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tapa-kazo kely na ahitra bebe tonony ataon'ny ankizy mianatra manenona ho famahanan-tenona [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A small reel made of straw used for twisting on; a reel or ball of cotton, etc. [1.2]
|
|