Teny iditra ambonimandry (ambony, andry)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Vovonana [1.78]
  [Betsimisaraka] Lafidrihina, hazo lava mipetraka ambony mba hitazona ny tafo-trano [1.78]
 Rafitra matanjaka manaraka ny vovonana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy The ridge of a house. (Prov.) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Panne faîtière [1.13]

Teny iditra ambonimandry (ambony, andry)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] [mandry, lying down.] The side of a person lying down which does not touch the bed [1.2]

Teny iditra ambonimandry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Taolandoha [1.78]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31