Teny iditra | amianta | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Mineraly tsy mety may sy tsy mandray hafanana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Asbestos [3.1] | |
Voambolana | Haibolantany | |
Ny fihaviany | Frantsay: amiante. | |
Fivaditsoratra | amianta, amitana, tamaina, tamiaña |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |