Teny iditra | ampahafito (fito) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [ ampahafito ] Ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina fito: Enina ny roa ampahafiton' ny iraika amby roapolo [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [ ampahafitony ] The seventh part. [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [ ampahafitony ] La septième partie [1.3, 1.5] | ||
Ohatra |
[0] | ||
Voambolana | Matematika: rafitrisa | ||
Haiendriteny |
| ||
Kamban-teny |
| ||
Mpanahaka | ampahatelo ~ ampahefatra ~ ampahadimy ~ ampahenina ~ ampahavalo ~ ampahasivy ~ ampahafolo ~ ampahazato | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |