Teny iditra ampahafolo (folo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny iray amin' ny zavatra nozaraina folo [1.10]
 [ ampahafolo ] Ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina folo: Enina ampahafolon' ny atody nakotriko no foy [1.1]
 Zara azo amin'ny isa iray zaraina folo mitovy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy [ ampahafolony ] One tenth [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ ampahafolony ] Un dixième [1.3, 1.5]
 Dixième [1.13]
Marika iraisam-pirenena 1/10 [3.1]
Ohatra Mandadia ilay nateraka ho biby, fa tsy mbola ampy ampahafolon'ny heriko ny hatanjahan'ialahy [2.895]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : ampahafolo, ampahafolony, ampahafolon', ampahafolon-
Mpanahaka  ampahatelo ~ ampahefatra ~ ampahadimy ~ ampahenina ~ ampahafito ~ ampahavalo ~ ampahasivy ~ ampahazato

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/01