Teny iditra ampondra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Bibidia fahiny mpiraotra eny amin'ny fondra [1.78]
 Biby mitovitovy amin' ny soavaly fa kely, izay atao koa hoe boriky [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A mule. [Swa. punda, an ass.] [1.2]
 A donkey [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ane [1.54]
 âne, bourrique [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] âne [1.405]
Ohatra 
1Omby na soavaly na ampondra no nampitarihina ny angady. [2.117]
2Niombon-kaza, hono, ny liona sy ny ampondra ary ny saka. [2.293]
3Ary hoy ny ampondra : «Ny nanjo ilay saká omaly no nahahendry ahy. [2.857]
4nasolony ny hoe ampondra, ka raha tsy efa novazivazin' ny kilonga izy nataony hoe Radonkay tsy nijanona. [2.285]
Voambolana 
Anaram-biby 
Lahatsoratra 

Teny iditra ampondra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] vilia [1.78]
Anaram-javamaniry 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/07