Teny iditra ampongatapaka
Singan-teny amponga ; tapaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Amponga kely izay tsotra indrindra fa ny ilany ihany no misy hoditra hovelezina [1.1]
Ohatra Midobodoboka toy ny amponga tapaka ny foko e! [2.528]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26