Teny iditra amôniaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (NH3) etona vokatry ny hiñan' ny nitrôzena (N2) amin' ny roa hidrôzena (H2) [1.62]
Fanazavàna teny anglisy Ammonia [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Ammoniac [1.13]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: ammoniac.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31