Teny iditra anakandroana (anakandro)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Voan' ny anakandro; matetika anefa ilazan' ny olona ny anakandro mihitsy io teny io: Toa misy anakandroana izany tavanao izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Dartreux [1.3]
 Dartre [1.54]
Ohatra izay vokoka, na zeny, na mipentina ny masony, izay hatenina, izay anakandroana, ny torotoro vihy. [2.996]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21