Teny iditra andalambary
Singan-teny lalana ; -bary (vary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vary vao voajinja vita andaharana eny an-tsaha ambara-pitaona azy ho eny an-tanàna [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [ andalam-bary ] Riz en javelle [1.3]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20