Teny iditra andefimandry
Singan-teny andefitra ; mandry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny vady marina aradalàna, mifanohitra amin' ny vazo na sakaiza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A bed-fellow; a wife; the one lying on the inner side of the bed or mat. [1.2]
 A wife [1.7]
Fanazavàna teny frantsay épouse, conjoint [1.8]
Ohatra Na zanaka nateraka aza, hoy ny fihorakoraky ny ambanilanitra, na vady andefimandry aza: raha mitady hana-ratsy ity tany ity, tsy ianao no mamono azy fa ny lalàna, ka laninay ambaniandro! [2.298]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/02