Teny iditra | andretra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Fanariam-pako (toerana), toerana lobolobo amoron-tanàna: Alao andretra laha hievelaña (mandehana eny ampanariam-pako raha hivoaka) [1.78] | |
Teny iditra | andretra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Bibikely mandratra voly [1.78] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |