Teny iditra | andrianify | |
Singan-teny | andriana ; nify | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ireo nify anoloana efatra ambony, efatra ambany [1.1] | |
Nify anoloana [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Incisive [1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Tovy hevitra | lahinify | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16 |