Teny iditra androna
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  famaky [1.1]
Voambolana 

Teny iditra androña
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Tovy hevitra ara-paritany aloha, anatrehana, añatseha, androña, anketrehana, añoloa, heky, izao tsereke, kendry, ndreky, seky, tseky
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Eo anoloana, eo aloha [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Au devant de [1.82]

Teny iditra Androna
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Région de Mandritsara = Ankay. [1.19]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21