Teny iditra androndolo
Singan-teny andro ; lolo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Andro mitsilopilopy tsy mazava tsara, na ilay maraina menamena iny ny vodilanitra, na ilay sady misy andro mipoaka no avy ny orana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Au moment des esprits, le matin au lever du soleil lorsque l'horizon est rouge [2.415]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/22