Teny iditra angley
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Englanda na Angletera: Monge-mahalatsaka izay ny Angley
Momba an' i Angletera na an' i Angletera na avy any Angletera: Anisan' ny teny sarotra tononina ny teny angley [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Englishman, Englishwoman
English [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Anglais, anglaise [3.1]
Voambolana 
Tovy hevitra anglisy
Ny fihaviany Frantsay: anglais.
Mpanahaka  Angletera ~ Englanda

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31