Teny iditra |
angoaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
Jorery; mavo tanora izay nefa poa-katy ny vodiny be feo kokoa nohon'ny jorery tsotra: Ratsy feo koa feon'angoaka [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | An insect [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tanala]
Genre de cigale [1.6]
|
Voambolana |
Mpanahaka |
jorery |
|
Teny iditra |
angoaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-tsahona madinika manana feo somary mafy manokana izay [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A large tree-frog [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | (vieux) espèce de grenouille [1.3]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
angoaka
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Avec colère. [1.19]
|
|