Teny iditra angoro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Teny ilazana ny fihary ao amin' ny organa maha-lehilahy na maha-lahy, izay tapahina rehefa mamositra akoholahy na ombilahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] The virile glands [1.2]
Voambolana 

Teny iditra angoro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Pointe de terre. [1.19]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31