Teny iditra anjelisy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (Fivavahana Katolika) Fivavahana fiarahabana an' i Masina Maria intelo isan' andro -- maraina, mitataovovonana, hariva -- amin' ny feon' ny lakolosy mitsitaitaika intelo [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Latina: angelus.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31