Teny iditra anjomara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaneno iray karazana amin' ny anjombona saingy lava be ny tahony (misy mahatratra roa metatra na mihoatra aza). Hatramin' ny dimy kilometatra tora-tady no andrenesana ny feony raha tsofina eny antendrombohitra izy, ka izany no ampiasana azy amin' ny fiantsoana fokonolona raha misy voina mihatra: hain-trano, dora tanety, tondra-drano, mpangalatra na fahavalo, kabary [1.1]
 Ny anjomara dia zavamanenon' ny Ntaolo natao tamin'ny hazo lavalava poakaty na tamin' ny tandroka ary notsofina toy ny sodina saingy izy lehibebe somary nibobobobo ny feony [2.313]
Fanazavàna teny anglisy A small wind instrument, a flute, or flageolet. [Swa. zomari, a pipe, a clarionet; Ar. azzam ara.] [1.2]
 A bugle sometimes made of bamboo and an ox horn [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Hautbois fait de bambou et de corne [1.8]
Ohatra migoigoika ny anjomara; [1.437]
Voambolana 
Renianarana zavamaneno
Anarana iray reny adabo, ambio, ambioka, amponga, ampongabe, ampongantaolo, ampongavilany, anakidory, angaroa, angorodao, angorodaovava, anjombona, antsiva, antsodiny, antsoly, armonia, atranatra, atranatrana, bakora, barakoma, belahara, belela, bengilahy, bezoma, bingona, bingy, dedeboka, detra, diapazona, doka, dombolo, doribe, dory, dretra, farara, fararantsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, garadoboky, gitara, gorodo, harpa, hatrotrobe, hazolahy, jazy, jejelava, jejevoatavo, jejilava, jejy, jejyvoatavo, jenjy, jinjilava, jy, kabaosa, kabaosy, kabiro, kabiry, kabosa, kabosy, kahamba, kahiamba, kiatsody, kidedra, kilakila, kilangay, kilarinety, kilerao, kiloloka, kipantsona, kitrivo, korintsana, kotra, kovabe, lakolosy, langoroana, langoroany, langorony, lokanga, lokangahisatra, lokangambazaha, lokangavava, lokangavoatavo, makasa, manandria, manandrialahy, manandriavavy, maromaso, marovany, morarava, nlapa, nlapabe, organa, piano, pirango, piripity, pisto, pitikilangy, pitsofaoro, raloba, rimorimo, rondro, sarinety, silingary, silongary, sobaba, sodina, takoritsoka, tambovo, taralila, tary, trompetra, trotrobe, tsikadraha, tsirivo, tsotsoka, valiha, valihajihyvy, valihamarovany, valihatoryfolo, valihatorytenany, valihatsimihety, valihavata, valihavero, zezo
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19