Teny iditra ankibe (anky, be)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny rantsana lehibe indrindra amin' ny tanana na ny tongotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le pouce [1.3]
Ohatra 
1Na nilefaka aza anefa izy, nasainy nanao taratasy misy filazalazana momba ahy ihany aho, sady nosoniavina io no nasiana lavotondro amin' ny ankibe anankiroa. [2.4]
2Ny anky Ny felatanana sy ny rantsana no entina mananky, manomboka amin' ny ankibe ka miafara amin' ny ankikely, ary ny fampiasana ny anky dia ny satroka, ny hatevenan-javatra. [2.436]
Voambolana 
Manontolo rantsantanana
Anaran' akora mamorom-batana ankihibe, ankihikely, ankikely, fanondro, fanondroadala, manarapoana
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  ankihibentanana
  ankikely ~ fanondro ~ fanondroadala ~ manarapoana
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/20