Teny iditra ankikely
Singan-teny anky ; kely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny kely indrindra amin' ny rantsantanana na ny rantsantongotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Auriculaire [1.66]
Ohatra Ny felatanana sy ny rantsana no entina mananky, manomboka amin' ny ankibe ka miafara amin' ny ankikely, ary ny fampiasana ny anky dia ny satroka, ny hatevenan-javatra. [2.436]
Voambolana 
Manontolo rantsantanana
Anaran' akora mamorom-batana ankibe, ankihibe, ankihikely, fanondro, fanondroadala, manarapoana
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/20