Teny iditra | ankobanandro | |
Singan-teny | kobany ; andro | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny andro anelanelan' ny alahady roa amin' ny herinandro; ny andro amin' ny herinandro ivelan' ny alahady na ny fety, ny andro andavanandro fiasana: Tsy mitsahatra ny miasa izy amin' ny ankobanandro [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | During the week. [1.2] | |
On weekdays; weekdays, everyday [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Les jours de semaine, les jours ouvrables, les jours de travail [1.8] | |
Voambolana | Fotoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29 |