Teny iditra ankona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana bibilava lehibe [1.1]
Voambolana 

Teny iditra ankona
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ngoly: Ankon' ny hatsiaka aho
Tsy mahateny tsy mahahetsika noho ny zavatra nanaitra na nampitahotra tampoka: Ankona izy nahita ilay biby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Cold, chilly, frigid, benumbed, confounded. See ana. [1.2]
 Benumbed; confounded [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Engourdi; abattu [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ankona, ankoko, ankonao, ankony, ankontsika, ankonay, ankonareo, ankon', ankon-, ankom-, anko-
Ny lasa : nankona, nankoko, nankonao, nankony, nankontsika, nankonay, nankonareo, nankon', nankon-, nankom-, nanko-
Ny hoavy : hankona, hankoko, hankonao, hankony, hankontsika, hankonay, hankonareo, hankon', hankon-, hankom-, hanko-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31