Teny iditra antongomby
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana diamanga sahala amin' ny antsatoka, fa izy kosa tsy mba ny ombalahintongotra no mamely fa ny faladia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [omby, an ox.] The act of jumping against an antagonist in the play of diamanga, so as to strike him with the feet. [1.2]
Voambolana 
Mpanahaka  diamanga
Fitanisam-boky Razakatiana: Ny Diamanga haiady Malagasy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31