Teny iditra | antsakefaka (sakefaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Halavan-drefy hatreo amin' ny tendron' ny fanondro ka hatreo amin' ny lempona anelanelan' ny fanondro sy ny ankibe (voatondro efatra) [1.1] | |
Voambolana | Toerana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |