Teny iditra | antsinkena | |
Singan-teny | antsy ; hena | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Antsy fandidian' ny mpivaro-kena hena [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ antsin-kena ] Couteau de boucher [1.3] | |
Voambolana | Fitaovam-piasana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |