Teny iditra | antsipika | |
Singan-teny | antsy ; pika | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' antsy izay misy lelany mety mipika ka misisika ao anaty tahony efa voavoatra ho amin' izany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A knife whose blades open and shut, hence a pocket-knife or penknife. [1.2] | |
[ antsy pika ] A folding pocket knife [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [ antsy pika ] Canif [1.8] | |
Voambolana | Fitaovam-piasana | |
Fivaditsoratra | antsipika, tsinipaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |