Teny iditra antsivy (ana, sivy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran' ny fanorona misy tsipika sivy fipetraham-bato ny lavany, ary dimy ny sakany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A word used in the game called fanorona, signifying nine in length from right to left, and five in breadth from bottom to top. [1.2]
Voambolana 
Mpanahaka  fanorona

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31