Teny iditra arabe
Singan-teny araka ; be
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lalana lehibe. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ ara-be ] An open space or road through a camp or village, the main road. [1.2]
 A street, a road [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rue, avenue [1.8]
 Route [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 
Sary 

Teny iditra arabe
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  arabo. Langue arabe: fiteny arabo. Chiffres arabes: marika arabo [1.4]
 Olona teraky ny Taolatra
Momba na avy any Arabie. Chiffres arabes: ny tena marika 0, 1, 2, 3, etc. [1.9]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12