Teny iditra aroa
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Ary [1.78]
 Milaza toerana somary lavidavitra izay tsy hita fa takona: Hadio aroa andrefandrefana aroa fa hahita vola ao ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Yonder, at that place, but not seen. [1.2]
 There very far away (not in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Là-bas [1.82]
 Là-bas, bien loin, pas visible [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aroa
Ny lasa : taroa
Ny hoavy : ho aroa
Sampanteny 
Kamban-teny 
Mpanahaka  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Teny iditra aroa
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Roa [1.78]
Voambolana 
Tovy hevitra roay ~ aro

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/22