Teny iditra atahy (tahy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina manampy, mamonjy ny hafa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atahy, atahiko, atahinao, atahiny, atahintsika, atahinay, atahinareo, atahin', atahin-, atahim-
Ny lasa : natahy, natahiko, natahinao, natahiny, natahintsika, natahinay, natahinareo, natahin', natahin-, natahim-
Ny hoavy : hatahy, hatahiko, hatahinao, hatahiny, hatahintsika, hatahinay, hatahinareo, hatahin', hatahin-, hatahim-
Filaza mandidy : atahio

Teny iditra atahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Tanalahy [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Caméléon [1.82]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31