Teny iditra ato
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Etsy [1.78]
 Milaza toerana misy ny tena: Mafana ato an-trano noho ny any ivelany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Here close at hand (not in sight); see mankàto [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Là (près) [1.82]
 Ici tout près, pas visible [1.8]
Ohatra 
1Tsy ato izy, hoy i Dada. [2.472]
2Nofongorako hiala ato am-poko! [2.499]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ato
Ny lasa : tato
Ny hoavy : ato
Sampanteny 
Kamban-teny 
Mpanahaka  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Teny iditra ato
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fiatoana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de s'arrêter [1.3, 1.5]
 Action de s'interrompre [1.3]
Sampanteny 
 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/21