Teny iditra bado
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Kely saina, donto saina, tsy ampy fiheverana, mora ambakaina. (Araka izany, dia tsy azo atao hoe bado ny tsy nahita fianarana fotsiny, satria mety ho manan-tsaina tokoa izy, fa ny fianarana no tsy hitany): Bado koa izany raha olona, itỳperatra volamena itỳ,' dia natakalony akanjo marevaka be soratra
Mitovy hevitra: mifanahin-jaza bado ~ mora amidy ~ olom-be ~ tsobe ~ tsotra loatra ~ tsy mahay olakolaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Stupid; illiterate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui a l'esprit obtus, un peu bête [1.3]
 Stupide; illettré [1.8]
Ohatra 
1Lehibe Rasendrasoa, bado tokoa sady lava no vaventy: [2.48]
2Tsy te hiseho ho bado velona loatra izy, na dia nanitikitika azy aza ny eritreriny. [2.470]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra bado
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Nom d'une espèce de serpent; sorte de boa. [1.19]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24