Teny iditra bakora
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Akorandriaka, zava-maneno famoriana olona eny ambanivohitra, rehefa misy kabary ataon'ny lehibe [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A large shell. See antsiva. [1.2]
Voambolana 
Tovy hevitra antsiva
Renianarana zavamaneno
Anarana iray reny adabo, ambio, ambioka, amponga, ampongabe, ampongantaolo, ampongavilany, anakidory, angaroa, angorodao, angorodaovava, anjomara, anjombona, antsiva, antsodiny, antsoly, armonia, atranatra, atranatrana, barakoma, belahara, belela, bengilahy, bezoma, bingona, bingy, dedeboka, detra, diapazona, doka, dombolo, doribe, dory, dretra, farara, fararantsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, garadoboky, gitara, gorodo, harpa, hatrotrobe, hazolahy, jazy, jejelava, jejevoatavo, jejilava, jejy, jejyvoatavo, jenjy, jinjilava, jy, kabaosa, kabaosy, kabiro, kabiry, kabosa, kabosy, kahamba, kahiamba, kiatsody, kidedra, kilakila, kilangay, kilarinety, kilerao, kiloloka, kipantsona, kitrivo, korintsana, kotra, kovabe, lakolosy, langoroana, langoroany, langorony, lokanga, lokangahisatra, lokangambazaha, lokangavava, lokangavoatavo, makasa, manandria, manandrialahy, manandriavavy, maromaso, marovany, morarava, nlapa, nlapabe, organa, piano, pirango, piripity, pisto, pitikilangy, pitsofaoro, raloba, rimorimo, rondro, sarinety, silingary, silongary, sobaba, sodina, takoritsoka, tambovo, taralila, tary, trompetra, trotrobe, tsikadraha, tsirivo, tsotsoka, valiha, valihajihyvy, valihamarovany, valihatoryfolo, valihatorytenany, valihatsimihety, valihavata, valihavero, zezo

Teny iditra bakora
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Malemy toa mirorarora fa tsy mba mifintimpitina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Gros et mou [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24