Teny iditra | baranahiny | |||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy fitandremana, tsy firaharahana, tsy fisainana na fiheverana eo am-panaovan-javatra: Aza manao baranahiny raha manao zavatra Tsy voalamina tsara fa entinentim-poana: Fanjakana baranahiny [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Heedlessness, indifference [1.2] | |||
Careless; carelessly done carelessly [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Insouciant, indifférent [1.8] | |||
Voambolana | Ontam-po | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny baranahiny io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |