Teny iditra baskety
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. basket-ball] Lalao fanatanjahan-tena misy mpilalao dimy an-daniny avy ka ny ifaninanan' izy roa tonta dia izay hampidirana baolina imbetsaka indrindra ao anatin' ny haraton' ny an-kilany avy [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: basket-ball.
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31